Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Vary

Vary

Ny vary dia zava-maniry ambolena na eny an-tanimbary mando mandavan-taona, na volena maina an-tanety Ny anarany ra-tsiansa dia Oryza. Ny vary no zavamaniry manana voamadinika mitana ny laharana faharoa eto an-tany amin' ny voly atai sakafon' olombelona, aorian' ny katsaka, raha ny lanja vokarina no resahina. Fototra amin' ny nahandro malagasy sy aziatika ary indianina izy. Mamboly vary ihany koa ny firenena sasantsasany ao Eorôpa toa an' i Italia, i Espaina, i Rosia, i Gresy, i Pôrtogaly, i Frantsa, i Okrainina ary i Bolgaria.


Previous Page Next Page






Rys AF Reis ALS ሩዝ AM Panay AMI Roz AN Orysa ANG Ọrọsi ANN चॉर ANP أرز Arabic ܪܘܙܐ ARC

Responsive image

Responsive image