Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Sakalava

Lehilahy sakalava

Ny Sakalava dia vondrom-poko lehibe any amin' ny tapany andrefana sy avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan' i Madagasikara. Any Ampasimena (any avaratra) no manomboka ny faritra nentim-paharazana onenan' ny Sakalava, ka mianatsimo mihazo an' Analalava, Mahajanga, Besalampy, Maintirano, Morondava, Morombe ary Toliara. Ny vondrom-poko mifanila vodirindrina aminy kosa dia ny Antakarana any avaratra, ny Tsimihety (ao avaratra-atsinanana) sy ny Merina (ao atsinana) sy ny Betsileo (ao atsinanana), ary ny Bara (ao atsimo-atsinanana) sy ny Mahafaly (ao atsimo). Ny Lakadrano Môzambika no mamaritra azy avy ao andrefana. Mahatratra 6,2 %n' ny mponina manontolo eto Madagasikara ny Sakalava tamin' ny taona 2014, izany hoe 1 210 000 mahery . Ny anaran' izy ireo dia midika hoe "olona any amin' ny lohasaha lava". Mizara ho faritra efatra ny vondrom-poko sakalava, dia ireto:


Previous Page Next Page






Sakalava AF شعب ساكالافا ARZ Сакалава BE Sakalava Catalan Sakalavové Czech Sakalava German Sakalava people English Sakalava Spanish Sakalava French Sakalava Croatian

Responsive image

Responsive image