Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Ratsimilaho

Ratsimilaho dia mpanjaka tao amin' ny faritra amin' ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara. Voalaza fa zanaky ny jiolahin-tsambo anglisy tamin' ny mpanjakavavy malagasy, Betsimisaraka Antavaratra, atao hoe Rahena. Teraka tokony tamin' ny taona 1694 izy ary maty tamin' ny taona 1750. Ny faritra antsoina hoe Kônfederasiôna Betsimisaraka dia nanana morontsiraka mirefy 640 km ary Ratsimilaho no namorona izany kônfederasiôna izany. Manodidina ny 15 % amin' ny Malagasy ny Betsimisaraka ary izy ireo no vondrom-poko faharoa lehibe indrindra eto Madagasikara, aorian' ny Merina.


Previous Page Next Page






Ratsimilaho English Ratsimilaho French Ratsimilaho Dutch

Responsive image

Responsive image