Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Isan' ny mponina

Ny fiitatry ny isan' ny mponina eny amin' ny firenena mandroso sy ny eny amin' ny firenena ambany fandrosoana

Ny isan'ny mponina dia ny fitambaran' ny isan' ny olona:

  • miaina ao amin' ny fizaràn-tany iray (tanàna, faritany, firenena, kôntinenta, tontolo).
  • mahazo alalana ôfisialy hiaina eo amin' ny fizaràn-tany iray.

Ny olana mahakasika ny isan' ny mponina dia dinihina ao amin' ny demôgrafia na siansa mahakasika ny mponina. Dinihana amin' ny sôsiôlôjia, amin' ny ekônômia ary amin' ny jeôgrafia ny fihetsiky ny olombelona. Matetika ampiasaina amin' ny marketing ny tahirin-kevitra demôgrafika.

Tamin' ny taona 2006, ny fitombon' ny isan' ny mponina erak' izao tontolo izao dia 1,14% monja.


Previous Page Next Page