Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Hazolahy

Ny hazolahy dia karazana amponga fahita ao Madagasikara. Ny hazolahy dia "amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy"[1].

  1. Régis Rajemisa-Raolison, "Hazolahy" in Rakibolana malagasy, Editions Ambozontany, Analamahitsy, Antananarivo, 1985.

Previous Page Next Page






Hazolahy English Hazolahy HA

Responsive image

Responsive image