Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Gondwana

Ny soperkaontinanta Gondwana

I Gondwana dia kaontinenta lehibe tamin'ny faran'ny taona Neoprôtezôika (-600 tapitrisa taona) ary nanomboka niparitaka tamin'ny fanombohan'ny taonan Jiorasika (-600 tapitrisa taona). Misy ny Gondwana amin'ny taona Palezoîka (na Protogondwana) ary ny Gondwana tamin'ny taon'ny Mezôzôika. Anelanelan'ireo fotoana ireo. faritry ny soperkaontinanta Pangaia i Gondwana.

Ny tany ankehitriny singan'i Gondwana taloha dia i Afrika, i Amerika antsimo, i Antartika, i India, Aostralia ary i Madagasikara.

Ny anarana Gondwana dia anaram-paritra indinaina. I Eduard Suess no nanome ilay anarana an'ilay kaontinenta taloha.


Previous Page Next Page