Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Fiteny italiana

fiteny italiana
italiano

Isan'ny mpiteny 65 tapitrisa
Faritany  Italia,  Soisa,  Malta, Endrika:San Marino, Endrika:Vatican
Sata Teny ofisialy any  Italia,  Soisa, Endrika:San Marino,  Vatican City ary ao amin'ny  Vondrona Eoropeana


Ny fiteny italiana dia ny fiteny ampiasaina any Italia sy any San Marino ary ao Vatikàna.[1] Anisan' ny fiteny rômana ny fiteny italiana izay ampiasain' ny olona miisa 66 tapitrisa any ho any. Heverin' ny mpahay teny ho fiteny tokana mizara fitenim-paritra maro ny fiteny italiana. Nisampana avy amin' ny fiteny latina ny fiteny italiana, sahala amin' ny fiteny rômana hafa toy ny fiteny frantsay, espaniôla, pôrtogey sns. Ny fiteny italiana no fiteny mifanahaka indrindra amin' ny fiteny latina.

Amlpiasana ny fiteny italiana koa ny any Soisa atsimo, ny any Sicilia, ny any Kôrsa, ny any Sardinia na Sardaina, ny any amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' ny Ranomasina Adriatika, ny any Amerika Avaratra ary ny any Amerika Atsimo.

  1. Berloco 2018

Previous Page Next Page