Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Fambolena

Toeram-pambolena any Hainan, any Sina

Ny fambolena dia asa sahanin' ny olombelona ikarakarana ny zavamaniry mba hahazoana sakafo na akora fanodina. Ny fambolena no fampivoarana lehibe ny sivilizasiônan' ny olombelona, izay nahatonga ny fambolena karazan-javamaniry nanome ambim-bava ahafahan' ny olona honina an-tanàna. Ny tantaran' ny fambolena dia nanomboka an' arivony taona lasa. Taorian' ny nanangonana voam-boaloboka nanomboka tamin' ny 105 000 taona lasa izay, nanomboka namboly azy ireo ny tantsaha vao nanao io asa io tokony ho 11 500 taona lasa izay. Ny zavamaniry dia nambolena amin' ny faritra 11 tsy mifampiankina farafahakeliny. Ny fambolena ho an' ny taozava-baventy mifototra amin' ny fambolena karazan-javamaniry tokana marobe tamin' ny taonjato faha-20 dia nanjaka tamin' ny vokatra fambolena, na dia manodidina ny 2 lavitrisa aza ny olona dia miankina amin' ny fambolena velona amin' ny taonjaro faha-21.


Previous Page Next Page






Landbou AF Landwirtschaft ALS የርሻ ተግባር AM Agricultura AN Iwop-uko ANN कृषि ANP زراعة Arabic زراعه ARZ কৃষি AS Agricultura AST

Responsive image

Responsive image