Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Andrianampoinimerina

Andrianampoinimerina

Andrianampoinimerina dia mpanjaka malagasy tao Imerina izay nanjaka tamin' ny taona 1787 hatramin' ny taona 1810. Andriamiharamanjaka no rainy ary Ranavalonandriambelomasina no reniny. Nanambady maro izy ka isan' izany Rabodonimerina, Rasendrasoa, Rambolamasoandro ary i Miangaly. Tsy fantatra marina ny fotoana nahaterahany fa ny nahafatesany dia tamin' ny taona 1810. Radama I zanany no nandimby azy.


Previous Page Next Page