Our website is made possible by displaying online advertisements to our visitors.
Please consider supporting us by disabling your ad blocker.

Responsive image


Telovolana

Ny telovolana dia halavam-potoana maharitra volana telo mifanesy. Misy telovolana efatra ao amin'ny taona iray. Maro ny asa sahanin' ny olona izay mampiasa ny telovolana ho venti-potoana ka miteraka ny fitenenana hoe telovolana voalohany, telovolana faharoa, telovolana fahatelo, ary telovolana fahefatra.

Ao amin' ny tetiandro gregoriana dia manomboka amin' ny volana Janoary ka mifarana amin' ny volana Marsa ny telovolana voalohany, manomboka amin' ny volana Avrily (na Aprily) ka mifarana amin' ny volana Jona (na Jiona) ny telovolana faharoa, manomboka amin' ny volana Jolay ka mifarana amin' ny volana Septambra ny telovolana fahatelo, manomboka amin' ny volana Oktobra ka mifarana amin' ny volana Desambra ny telovolana fahefatra.


Previous Page Next Page






Trimestre Catalan Trimestr Czech Trimestro EO Trimestre Spanish Trimestre French Trimès HT Triwulan ID 3学期制 Japanese Fenasɩ naadozo hɛkʊ taa KBP Trimester NB

Responsive image

Responsive image